# Indro "Jereo!" na "Henoy!" na "Tandremo izay holazaiko Anao." # Fantatro anarana ianao Ny mahafantatra olona amin'ny anarany dia mahafantatra azy ireo tsara. DH: "Fantatro tsara ianao" # nahita fitia teo imasoko ihany koa ianao Io dia anisan'izay nolazain'Andriamanitra tamin'i Mosesy. DH: "Ankasitrahiko ianao" na "Mankasitraka anao Aho" # Ankehitriny raha nahita fitia teo imasonao ary aho Io dia anisan'izay nolazain'i Mosesy an'Andriamanitra. DH: "Ankehitriny raha ankasitrahinao aho" na "Ankehitriny raha mankasitraka ahy Ianao" # asehoy ahy ny lalanao Ireo mety ho heviny dia: 1) "asehoy ahy izay hataonao amin'ny hoavy" na 2) "asehoy ahy ny fomba ahafahan'ny olona manao izay ankasitrahinao".