plt_tn/exo/32/21.md

28 lines
1.3 KiB
Markdown

# Dia hoy i Mosesy tamin'i Arona hoe: "Inona no nataon'ity vahoaka ity...fahotana lehibe tahaka izao izy ireo?"
DH: "Dia nanontany an'i Arona izay ataon'ny vahoaka aminy i Mosesy, fa efa nitondra fahotana lehibe tahaka izany tamin'izy ireo izy"
# nitondranao fahotana lehibe tahaka izao izy ireo?"
Ny nampanotana ny vahoaka dia resahin'i Mosesy toy ny hoe zavatra ny fahotana la nametraka izany tamin'izy ireo i Arona. DH: "efa nahatonga azy ireo hanota indrindra ianao"
# Aza avela hirehitra ny hatezeranao
Ny hatezeran'i Mosesy dia resahin'i Mosesy toy ny afo izay afaka mandoro. "Aza tezitra loatra"
# marisika ny hanao ratsy izy ireo
Ny hoe voatondro hanao ratsy dia resahina toy ny hoe marisika hanao ratsy. DH: "voatondro hanao izay ratsy izy ireo"
# iny Mosesy iny
Maneho tsy fanajana amin'ny fanasiana ny teny hoe "iny" alohan'ny anarany ny vahoaka, tahaka ny hoe olona izay tsy fantatr'izy ireo sy tsy azony itokiana i Mosesy.
# Ka hoy aho tamin'izy ireo hoe: 'Na iza na iza manana volamena, dia aoka izy hanala izany.'
DH: "Koa nolazaiko tamin'izy ireo fa na iza na iza nanana volamena dia tokony hanala izany"
# natsipiko tao anaty afo izany, ary avy amin'izany no nahazoana ity ombikely ity
Raha tokony hoe maka fananana amin'ny fanaovana ombikely, dia milaza i Arona fa nivoaka avy tao amin'ny afo tamin'ny fomba tsy takatry ny saina ny ombikely