plt_tn/exo/32/21.md

1.3 KiB

Dia hoy i Mosesy tamin'i Arona hoe: "Inona no nataon'ity vahoaka ity...fahotana lehibe tahaka izao izy ireo?"

DH: "Dia nanontany an'i Arona izay ataon'ny vahoaka aminy i Mosesy, fa efa nitondra fahotana lehibe tahaka izany tamin'izy ireo izy"

nitondranao fahotana lehibe tahaka izao izy ireo?"

Ny nampanotana ny vahoaka dia resahin'i Mosesy toy ny hoe zavatra ny fahotana la nametraka izany tamin'izy ireo i Arona. DH: "efa nahatonga azy ireo hanota indrindra ianao"

Aza avela hirehitra ny hatezeranao

Ny hatezeran'i Mosesy dia resahin'i Mosesy toy ny afo izay afaka mandoro. "Aza tezitra loatra"

marisika ny hanao ratsy izy ireo

Ny hoe voatondro hanao ratsy dia resahina toy ny hoe marisika hanao ratsy. DH: "voatondro hanao izay ratsy izy ireo"

iny Mosesy iny

Maneho tsy fanajana amin'ny fanasiana ny teny hoe "iny" alohan'ny anarany ny vahoaka, tahaka ny hoe olona izay tsy fantatr'izy ireo sy tsy azony itokiana i Mosesy.

Ka hoy aho tamin'izy ireo hoe: 'Na iza na iza manana volamena, dia aoka izy hanala izany.'

DH: "Koa nolazaiko tamin'izy ireo fa na iza na iza nanana volamena dia tokony hanala izany"

natsipiko tao anaty afo izany, ary avy amin'izany no nahazoana ity ombikely ity

Raha tokony hoe maka fananana amin'ny fanaovana ombikely, dia milaza i Arona fa nivoaka avy tao amin'ny afo tamin'ny fomba tsy takatry ny saina ny ombikely