plt_tn/exo/31/06.md

1.1 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka amin'i Mosesy i Yaveh.

Oholiaba...Ahisamaka

Ireo dia anaran-dehilahy.

Nasiako fahaiza-manao ny tao am-pon'ny rehetra izay hendry

Ny fanaovana ny olona hahay manao zavatra dia resahin'Andriamanitra toy ny hoe nasiany fahaizana tao anatin'ny fon'izy ireo. DH: "Efa nomeko fahaiza-manao ny rehetra izay hendry" na "Efa nataoko afaka hanao zavatra tsara ny rehetra izay hendry"

lay fihaonana

Io dia anaran'ny tabernakely hafa. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 27:20.

fiaran'ny vavolombelona

Ny fiara dia tratra izay misy ireo didy. Izany dia afaka ambara mazava ao amin'ny fandikan-teny. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 26:31. DH: "ny tratra misy ny didy"

saronam-panavotana

Io dia sarona izay mipetraka eo ambonin'ny fiara izay nanaovana ny fanavotana. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 25:15.

alitaran'ny didin-kazo manitra

"alitara handoroana ny ditin-kazo manitra". Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 30:3.

alitaran'ny fanatitra dorana

"alitara izay handorana ny fanatitra". Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 30:26.