plt_tn/exo/31/03.md

533 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka amin'i Mosesy i Yaveh.

Nofenoiko tamin'ny Fanahiko i Bezalela

Ny fanomezana an'i Bezalela ny Fanahiny dia resahin'i Yaveh toy ny hoe fitoerana i Bezalela ary rano ny Fanahin'Andriamanitra . DH: "Efa nomeko an'i Bezalela ny Fanahiko"

ho an'ny karazana asa tanana rehetra

Ny anarana hoe "asa tanana'' dia afaka adika hoe "manao asa tanana" na "manao zavatra". DH: "amin'ny fanaovana ireo karazana asa tanana rehetra" na "mba ahafahany manao ireo karazan-javatra rehetra"