# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka amin'i Mosesy i Yaveh. # Nofenoiko tamin'ny Fanahiko i Bezalela Ny fanomezana an'i Bezalela ny Fanahiny dia resahin'i Yaveh toy ny hoe fitoerana i Bezalela ary rano ny Fanahin'Andriamanitra . DH: "Efa nomeko an'i Bezalela ny Fanahiko" # ho an'ny karazana asa tanana rehetra Ny anarana hoe "asa tanana'' dia afaka adika hoe "manao asa tanana" na "manao zavatra". DH: "amin'ny fanaovana ireo karazana asa tanana rehetra" na "mba ahafahany manao ireo karazan-javatra rehetra"