|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Manohy miresaka amin'i Mosesy i Yaveh.
|
|
|
|
# Atokany
|
|
|
|
Io dia manondro ireo zavatra voatanisa ao amin'ny 30:26.
|
|
|
|
# hatramin'ireo taranaky ny vahoaka
|
|
|
|
''ny taranaky ny taranakao rehetra". Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 12:12.
|