# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka amin'i Mosesy i Yaveh. # Atokany Io dia manondro ireo zavatra voatanisa ao amin'ny 30:26. # hatramin'ireo taranaky ny vahoaka ''ny taranaky ny taranakao rehetra". Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 12:12.