plt_tn/exo/30/19.md

380 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.

rano ao anatin'izany

"rano ao anatin'ny kovetabe"

ho an'i Arona sy ireo taranany ary hatramin'ireo taranaka fara-mandimbin'izy ireo

"ho an'i Arona sy ireo taranaky ny taranak'izy ireo rehetra". Jereo ny nandikanao io andianteny io ihany ao amin'ny 12:12.