# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh. # rano ao anatin'izany "rano ao anatin'ny kovetabe" # ho an'i Arona sy ireo taranany ary hatramin'ireo taranaka fara-mandimbin'izy ireo "ho an'i Arona sy ireo taranaky ny taranak'izy ireo rehetra". Jereo ny nandikanao io andianteny io ihany ao amin'ny 12:12.