plt_tn/exo/30/17.md

372 B

Manaova ihany koa ianao

Eto ny hoe "ianao'' dia manondro an'i Mosesy sy ny vahoakan'i Israely.

koveta lehibe

"lovia jobo" na "kovetabe fandroana"

tsanganam-barahina iray

Io dia izay ametrahana ny kovetabe.

kovetabe iray ho fisasana

Ireo andianteny ireo dia manazava izay hampiasan'ireo mpisorona ny koveta varahina lehibe.

ny alitara

alitaran'ny sorona