plt_tn/exo/30/17.md

20 lines
372 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Manaova ihany koa ianao
Eto ny hoe "ianao'' dia manondro an'i Mosesy sy ny vahoakan'i Israely.
# koveta lehibe
"lovia jobo" na "kovetabe fandroana"
# tsanganam-barahina iray
Io dia izay ametrahana ny kovetabe.
# kovetabe iray ho fisasana
Ireo andianteny ireo dia manazava izay hampiasan'ireo mpisorona ny koveta varahina lehibe.
# ny alitara
alitaran'ny sorona