plt_tn/exo/30/07.md

12 lines
472 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.
# hatramin'ireo taranakao
"amin'ny taranaky ny taranakao rehetra". Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 12:12.
# Fa aoka tsy hanolotra ianao
Na dia ho an'i Mosesy aza ny teny hoe "ianao"; ny fampianarana kosa dia nomena manokana an'i Arona sy ireo taranany rehetra ary na oviana na inona no atolotr'izy ireo eo amin'ny alitaran'ny ditin-kazo manitra.