plt_tn/exo/30/07.md

472 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.

hatramin'ireo taranakao

"amin'ny taranaky ny taranakao rehetra". Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 12:12.

Fa aoka tsy hanolotra ianao

Na dia ho an'i Mosesy aza ny teny hoe "ianao"; ny fampianarana kosa dia nomena manokana an'i Arona sy ireo taranany rehetra ary na oviana na inona no atolotr'izy ireo eo amin'ny alitaran'ny ditin-kazo manitra.