plt_tn/exo/29/22.md

318 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka amin'i Mosesy i Yaveh.

ny ao anatiny...aty...voa

Ireo dia manondro ireo taova anatin'ny vatana. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 29:12.

Mandraisa mofo iray...anatrehan'i Yaveh.

Ho an'ny 29:23 jereo ny nandikanao ireo teny ireo ihany ao amin'ny 29:1.