# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka amin'i Mosesy i Yaveh. # ny ao anatiny...aty...voa Ireo dia manondro ireo taova anatin'ny vatana. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 29:12. # Mandraisa mofo iray...anatrehan'i Yaveh. Ho an'ny 29:23 jereo ny nandikanao ireo teny ireo ihany ao amin'ny 29:1.