plt_tn/exo/29/12.md

502 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka amin'i Mosesy i Yaveh.

ireo tandroka

Ireo dia fampikambanana izay miendrika tandrok'omby nafatotra tamin'ireo zoron'ny alitara efatra. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 27:1.

ambin'ny rà

"ny sisa amin'ny rà"

mandrakotra ny ao anatiny

"mandrakotra ireo taova"

aty...voa

Ireo dia taova anatin'ny vatana.

Fa ny nofon'ny vantotr'ombilahy kosa, ny hodiny sy ny tain-drorohany

"Fa ny ambiny amin'ny tetiky ny vantotr'ombilahy"