plt_tn/exo/29/12.md

24 lines
502 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka amin'i Mosesy i Yaveh.
# ireo tandroka
Ireo dia fampikambanana izay miendrika tandrok'omby nafatotra tamin'ireo zoron'ny alitara efatra. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 27:1.
# ambin'ny rà
"ny sisa amin'ny rà"
# mandrakotra ny ao anatiny
"mandrakotra ireo taova"
# aty...voa
Ireo dia taova anatin'ny vatana.
# Fa ny nofon'ny vantotr'ombilahy kosa, ny hodiny sy ny tain-drorohany
"Fa ny ambiny amin'ny tetiky ny vantotr'ombilahy"