plt_tn/exo/29/03.md

515 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka amin'i Mosesy i Yaveh

Ataovy anaty harona iray ireo

"Ataovy ny mofo, mofomamy, ary mofo manify"

ary atolory miaraka amin'ilay vantontr'ombilahy sy ireo ondrilahy roa

Eto ny "atolory" dia midika hoe manolotra ho sorona. Ny dikan'io feno dia afaka adika mazava. DH: "ary atolory Ahy ireo rehefa manao sorona vantotr'ombilahy sy ireo zanak'ondry roa" (UDB)

lay fihaonana

Io dia anaran'ny tabernakely hafa. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 27:20.