# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka amin'i Mosesy i Yaveh # Ataovy anaty harona iray ireo "Ataovy ny mofo, mofomamy, ary mofo manify" # ary atolory miaraka amin'ilay vantontr'ombilahy sy ireo ondrilahy roa Eto ny "atolory" dia midika hoe manolotra ho sorona. Ny dikan'io feno dia afaka adika mazava. DH: "ary atolory Ahy ireo rehefa manao sorona vantotr'ombilahy sy ireo zanak'ondry roa" (UDB) # lay fihaonana Io dia anaran'ny tabernakely hafa. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 27:20.