plt_tn/exo/28/27.md

476 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.

ambonin'ny fehinkibo voatenona

Izany dia lamba fehinkibo natao tamin'ny kofehy rongony fotsy tery izay voatenon'ny olona hanaovana kofehy mafy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 28:6.

mba hiraiketan'izany

DH: "mba hiraikitra amin'izany ireo"

tsy hiongotra amin'ny efoda ny saron-tratra

DH: "hiraikitra hatrany eo amin'ny efoda ny saron-tratra"