# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh. # ambonin'ny fehinkibo voatenona Izany dia lamba fehinkibo natao tamin'ny kofehy rongony fotsy tery izay voatenon'ny olona hanaovana kofehy mafy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 28:6. # mba hiraiketan'izany DH: "mba hiraikitra amin'izany ireo" # tsy hiongotra amin'ny efoda ny saron-tratra DH: "hiraikitra hatrany eo amin'ny efoda ny saron-tratra"