plt_tn/exo/28/17.md

582 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ireo lokon'ny vato sarobidy voalaza eto dia mety tsy hitovy amin'ireo ao amin'ny UDB.

vato sarobidy

"vatosoa sarobidy". Jereo ny nandikanao ireo ao amin'ny 25:3.

karnelia...jaspy

Ireo dia vato sarobidy.

safira

Io dia vatosoa izay miloko manga. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 24:9.

beryla

Io dia vato sarobidy izay misy sosony fotsy sy mainty, mena na volontany. Jereo ny nandikanao ireo ao amin'ny 25:3.

Tsy maintsy hampifanaingenana amin'ny randram-bolamena izany

DH: "Tsy maintsy mampifanaingina randram-bolamena"