# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ireo lokon'ny vato sarobidy voalaza eto dia mety tsy hitovy amin'ireo ao amin'ny UDB. # vato sarobidy "vatosoa sarobidy". Jereo ny nandikanao ireo ao amin'ny 25:3. # karnelia...jaspy Ireo dia vato sarobidy. # safira Io dia vatosoa izay miloko manga. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 24:9. # beryla Io dia vato sarobidy izay misy sosony fotsy sy mainty, mena na volontany. Jereo ny nandikanao ireo ao amin'ny 25:3. # Tsy maintsy hampifanaingenana amin'ny randram-bolamena izany DH: "Tsy maintsy mampifanaingina randram-bolamena"