plt_tn/exo/28/15.md

267 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.

asan'ny mpiasa za-draharaha, namboarina tahaka ny efoda

"mpiasa za-draharaha hanao izany tahaka ny efoda"

njehy

Ny njehy dia 22 santimetatra.