plt_tn/exo/28/15.md

12 lines
267 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.
# asan'ny mpiasa za-draharaha, namboarina tahaka ny efoda
"mpiasa za-draharaha hanao izany tahaka ny efoda"
# njehy
Ny njehy dia 22 santimetatra.