plt_tn/exo/28/06.md

20 lines
661 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.
# rongony fotsy madinika voatenona
"rongony fotsy madinika notenonina tsara". Io dia lamba vita tamin'ny kofehy rongony fotsy madinika izay tenon'ny olona miaraka mba hanome kofehy mafy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 26:36.
# mpanao tao-zavatra za-draharaha
olona izay afaka manao zavatra tsara amin'ny tanana
# tsy maintsy akambana amin'ilay efoda izany
DH: "tsy maintsy akamban'izy ireo izany"
# vato beryla
Ireo dia vato sarobidy izay misy sosona fotsy sy mainty, mena na volontany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 25:3.