plt_tn/exo/28/06.md

661 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.

rongony fotsy madinika voatenona

"rongony fotsy madinika notenonina tsara". Io dia lamba vita tamin'ny kofehy rongony fotsy madinika izay tenon'ny olona miaraka mba hanome kofehy mafy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 26:36.

mpanao tao-zavatra za-draharaha

olona izay afaka manao zavatra tsara amin'ny tanana

tsy maintsy akambana amin'ilay efoda izany

DH: "tsy maintsy akamban'izy ireo izany"

vato beryla

Ireo dia vato sarobidy izay misy sosona fotsy sy mainty, mena na volontany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 25:3.