plt_tn/exo/27/05.md

16 lines
635 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tokony ataon'ny olona i Yaveh.
# Ataovy eo ambanin'ny rindrin'ny alitara ny makarakara
Ny makarakara dia napetraka tao anatin'ny alitara. Izany dia afaka ambara mazava ao amin'ny fandikan-teny. DH: "Manaova makarakara ambanin'ny sisin'ny alitara"
# makarakara
Io dia zanakazo amin'ny bara hihazonana ny kitay rehefa mirehitra. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 27:3.
# Manaova bao ho an'ny alitara
Ireo bao ireo dia nampiasaina hilanjana ny alitara. Izany dia afaka ambara mazava ao amin'ny fandikan-teny. DH: "Manaova bao hilanjana ny alitara"