plt_tn/exo/27/05.md

635 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tokony ataon'ny olona i Yaveh.

Ataovy eo ambanin'ny rindrin'ny alitara ny makarakara

Ny makarakara dia napetraka tao anatin'ny alitara. Izany dia afaka ambara mazava ao amin'ny fandikan-teny. DH: "Manaova makarakara ambanin'ny sisin'ny alitara"

makarakara

Io dia zanakazo amin'ny bara hihazonana ny kitay rehefa mirehitra. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 27:3.

Manaova bao ho an'ny alitara

Ireo bao ireo dia nampiasaina hilanjana ny alitara. Izany dia afaka ambara mazava ao amin'ny fandikan-teny. DH: "Manaova bao hilanjana ny alitara"