plt_tn/exo/26/34.md

581 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miteny amin'i Mosesy ny fomba hanamboarana ny tabernakely i Yaveh.

sarom-panavotana

Io dia sarony izay mipetraka eo ambonin'ny fiara izay nanaovana ny fanati-panavotana. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 25:15.

eo amin'ny fiaran'ny vavolombelona

"eo amin'ny tratra izay misy ireo didy"

Ny latabatra dia tsy maintsy ao amin'ny lafiny avaratra

Io dia latabatra izay mihazona ny mofo izay manondro ny fanatrehan'Andriamanitra. DH: "Apetraho amin'ny lafiny avaratra ny latabatra ho an'ny mofon'ny fanatrehan'Andriamanitra"