plt_tn/exo/26/34.md

16 lines
581 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miteny amin'i Mosesy ny fomba hanamboarana ny tabernakely i Yaveh.
# sarom-panavotana
Io dia sarony izay mipetraka eo ambonin'ny fiara izay nanaovana ny fanati-panavotana. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 25:15.
# eo amin'ny fiaran'ny vavolombelona
"eo amin'ny tratra izay misy ireo didy"
# Ny latabatra dia tsy maintsy ao amin'ny lafiny avaratra
Io dia latabatra izay mihazona ny mofo izay manondro ny fanatrehan'Andriamanitra. DH: "Apetraho amin'ny lafiny avaratra ny latabatra ho an'ny mofon'ny fanatrehan'Andriamanitra"