plt_tn/exo/26/31.md

20 lines
854 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miteny amin'i Mosesy ny fomba hanamboarana ny tabernakely i Yaveh.
# Manaova
Miresaka amin'i Mosesy i Yaveh. Nanantena an'i Mosesy hiteny amin'ny olon-kafa mba hanao ny asa marina tokoa i Yaveh, nefa i Mosesy dia ho tompon'andraikitra iray hijery fa vita tsara ny asa. "Asio ataon'ny mpanao asa tanana"
# farango
Ireo farango dia tafiditra ao amin'ireo tadivavarana mba hihazonana ireo lamba miaraka. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 26:4.
# ary ampidironao ao ny fiaran'ny vavolombelona
Ny fiaran'ny vavolombelona dia tratra izay misy ireo didy. Izany dia afaka ambara mazava ao amin'ny fandikan-teny. DH: "tsy maintsy ampidirinao ny tratra misy ireo didy"
# Ny lamba dia natao hanasaraka ny toerana masina amin'ny toerana masina indrindra
DH: "Ny lamba dia hanasaraka ny toerana masina" (UDB)