plt_tn/exo/26/31.md

854 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miteny amin'i Mosesy ny fomba hanamboarana ny tabernakely i Yaveh.

Manaova

Miresaka amin'i Mosesy i Yaveh. Nanantena an'i Mosesy hiteny amin'ny olon-kafa mba hanao ny asa marina tokoa i Yaveh, nefa i Mosesy dia ho tompon'andraikitra iray hijery fa vita tsara ny asa. "Asio ataon'ny mpanao asa tanana"

farango

Ireo farango dia tafiditra ao amin'ireo tadivavarana mba hihazonana ireo lamba miaraka. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 26:4.

ary ampidironao ao ny fiaran'ny vavolombelona

Ny fiaran'ny vavolombelona dia tratra izay misy ireo didy. Izany dia afaka ambara mazava ao amin'ny fandikan-teny. DH: "tsy maintsy ampidirinao ny tratra misy ireo didy"

Ny lamba dia natao hanasaraka ny toerana masina amin'ny toerana masina indrindra

DH: "Ny lamba dia hanasaraka ny toerana masina" (UDB)