plt_tn/exo/26/22.md

20 lines
787 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.
# Ireo zana-kazo ireo dia tsy maintsy sarahina any amin'ny ambany, fa akambana any amin'ny tampony eo amin'ny mason-drojo iray ihany
DH: "Saraho any amin'ny ambany ireo zana-kazo ireo, nefa akambano eo amin'ny tendrony"
# faladiany volafotsy
Ireo dia vongam-bolafotsy izay misy bara mba hampipetrahana tsara ny zana-kazo amin'ny toerany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 26:19.
# ny fitambarany
"ny isany manontolo"
# ary toy izany hatrany
Izany dia midika fa izay nolazaina momba ireo zana-kazo roa dia tokony hanaovana ireo zana-kazo ambiny. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 26:19. DH: "ary ireo faladiany roa amin'ireo zana-kazo ambiny tsirairay avy"