# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh. # Ireo zana-kazo ireo dia tsy maintsy sarahina any amin'ny ambany, fa akambana any amin'ny tampony eo amin'ny mason-drojo iray ihany DH: "Saraho any amin'ny ambany ireo zana-kazo ireo, nefa akambano eo amin'ny tendrony" # faladiany volafotsy Ireo dia vongam-bolafotsy izay misy bara mba hampipetrahana tsara ny zana-kazo amin'ny toerany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 26:19. # ny fitambarany "ny isany manontolo" # ary toy izany hatrany Izany dia midika fa izay nolazaina momba ireo zana-kazo roa dia tokony hanaovana ireo zana-kazo ambiny. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 26:19. DH: "ary ireo faladiany roa amin'ireo zana-kazo ambiny tsirairay avy"