plt_tn/exo/25/31.md

361 B

volamena voatefy

"volamena voakapoka". Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 25:15.

Ny fitoeran-jiro dia asio tongony sy tahony

DH: "Manaova fitoeran-jiro"

Ataovy mitambatra ho iray eo amin'izany ireo kapoakany, ireo kiboriny, ary ireo voninkazony

DH: "Ataovy mitambatra amin'ny fitoeran-jiro avokoa ny kapoakany, ireo kiboriny, ary ireo voninkazony"