# volamena voatefy "volamena voakapoka". Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 25:15. # Ny fitoeran-jiro dia asio tongony sy tahony DH: "Manaova fitoeran-jiro" # Ataovy mitambatra ho iray eo amin'izany ireo kapoakany, ireo kiboriny, ary ireo voninkazony DH: "Ataovy mitambatra amin'ny fitoeran-jiro avokoa ny kapoakany, ireo kiboriny, ary ireo voninkazony"