plt_tn/exo/25/22.md

370 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka amin'i Mosesy i Yaveh.

Ao amin'ilay fiara no hihaonako aminao

"Hihaona aminao ao amin'ny fiara Aho." Ao amin'ny teny hoe "aminao" dia manondro an'i Mosesy.

sarom-panavotana

Izany dia sarony izay mipetraka eo ambonin'ny fiara izay nanaovana ny fanati-panavotana. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 25:15.