# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka amin'i Mosesy i Yaveh. # Ao amin'ilay fiara no hihaonako aminao "Hihaona aminao ao amin'ny fiara Aho." Ao amin'ny teny hoe "aminao" dia manondro an'i Mosesy. # sarom-panavotana Izany dia sarony izay mipetraka eo ambonin'ny fiara izay nanaovana ny fanati-panavotana. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 25:15.