plt_tn/exo/25/08.md

447 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka amin'i Mosesy ireo lalàny amin'ireo vahoakan'ny Israely i Yaveh.

fitoerana masina...tabernakely

Eto ireo teny ireo dia midika zavatra mitovy.

Tsy maintsy ataonareo

Eto ny hoe "-nareo" dia manondro an'i Mosesy sy ny vahoakan'Israely.

asehoko anao ao amin'ny drafitra

"aneho anareo ao amin'ny sary" na "aneho anareo ao amin'ny modely." Eto ny hoe "-nao" dia manondro an'i Mosesy.