# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka amin'i Mosesy ireo lalàny amin'ireo vahoakan'ny Israely i Yaveh. # fitoerana masina...tabernakely Eto ireo teny ireo dia midika zavatra mitovy. # Tsy maintsy ataonareo Eto ny hoe "-nareo" dia manondro an'i Mosesy sy ny vahoakan'Israely. # asehoko anao ao amin'ny drafitra "aneho anareo ao amin'ny sary" na "aneho anareo ao amin'ny modely." Eto ny hoe "-nao" dia manondro an'i Mosesy.