plt_tn/exo/24/07.md

8 lines
238 B
Markdown

# Ho mpankatoa izahay
DH: "Hankatoa ny zavatra rehetra izahay" (UDB)
# Ary nalain'i Mosesy ny rà
Io dia manondro ny rà izay nataon'i Mosesy tao anatin'ireo vilia jobo. DH: "Dia nalain'i Mosesy ny rà izay tao anaty vilia jobo" (UDB)