plt_tn/exo/24/07.md

238 B

Ho mpankatoa izahay

DH: "Hankatoa ny zavatra rehetra izahay" (UDB)

Ary nalain'i Mosesy ny rà

Io dia manondro ny rà izay nataon'i Mosesy tao anatin'ireo vilia jobo. DH: "Dia nalain'i Mosesy ny rà izay tao anaty vilia jobo" (UDB)