forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
528 B
Markdown
12 lines
528 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Manohy miresaka amin'i Mosesy ireo lalàny amin'ireo vahoakan'ny Israely i Yaveh.
|
|
|
|
# Aza...manao izay hataon'izy ireo ianao
|
|
|
|
Tsy tokony hiaina toy ny vahoaka izay manompo andriamani-kafa ireo Israelita. DH: "Aza...miaina tahaka ny olona izay manompo ireo andriamanitra ireo"
|
|
|
|
# hitahy ny mofonao sy ny ranonao Izy
|
|
|
|
Io fampisainana io dia midika hoe sakafo na zava-pisotro. DH: "Hitahy ny sakafonao sy ny zava-pisotronao Aho" na "Hitahy anao amin'ny fanomezana sakafo sy zava-pisotro Aho"
|