plt_tn/exo/23/23.md

528 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka amin'i Mosesy ireo lalàny amin'ireo vahoakan'ny Israely i Yaveh.

Aza...manao izay hataon'izy ireo ianao

Tsy tokony hiaina toy ny vahoaka izay manompo andriamani-kafa ireo Israelita. DH: "Aza...miaina tahaka ny olona izay manompo ireo andriamanitra ireo"

hitahy ny mofonao sy ny ranonao Izy

Io fampisainana io dia midika hoe sakafo na zava-pisotro. DH: "Hitahy ny sakafonao sy ny zava-pisotronao Aho" na "Hitahy anao amin'ny fanomezana sakafo sy zava-pisotro Aho"