plt_tn/exo/23/16.md

16 lines
509 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka amin'i Mosesy ireo lalàny amin'ireo vahoakan'ny Israely i Yaveh.
# Tandremonao
"Tsy maintsy manome voninahitra" na "Tsy maintsy mankalaza"
# andro firavoravoan'ny fampiakaram-bokatra
Io firavoravoana io dia nankalaza ny famokarana farany ny vokatra rehetra mandritra ny taona.
# tsy maintsy miseho eo anatrehan'ny Tompo Yaveh
Eto ny hoe "miseho" dia midika hoe miangona mba hanompo. DH: "Tsy maintsy miangona mba hanompo Ahy ny lehilahy rehetra"