plt_tn/exo/23/16.md

509 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka amin'i Mosesy ireo lalàny amin'ireo vahoakan'ny Israely i Yaveh.

Tandremonao

"Tsy maintsy manome voninahitra" na "Tsy maintsy mankalaza"

andro firavoravoan'ny fampiakaram-bokatra

Io firavoravoana io dia nankalaza ny famokarana farany ny vokatra rehetra mandritra ny taona.

tsy maintsy miseho eo anatrehan'ny Tompo Yaveh

Eto ny hoe "miseho" dia midika hoe miangona mba hanompo. DH: "Tsy maintsy miangona mba hanompo Ahy ny lehilahy rehetra"