plt_tn/exo/22/29.md

24 lines
498 B
Markdown

# Aoka tsy hihazona ireo fanatitra
DH: "Tsy maintsy mitondra ny fanatitrareo rehetra ianareo"
# Aoka tsy hihazona ireo fanatitra
"atolory ho Ahy ireo zanaka lahimatoanareo"
# aoka hanao izany ihany koa
"atolory Ahy ny voalohan-teraky ny"
# Mandritra ny fito andro
Io dia afaka soratana atao isa. DH: "Mandritra ny fito andro aorian'ny nahaterahan'izy ireo"
# andro fahavalo
Io dia afaka soratana atao isa. DH: "andro laharana faha-8''
# homenareo ahy izy ireo
"atolory ho Ahy izy ireo''