plt_tn/exo/22/29.md

498 B

Aoka tsy hihazona ireo fanatitra

DH: "Tsy maintsy mitondra ny fanatitrareo rehetra ianareo"

Aoka tsy hihazona ireo fanatitra

"atolory ho Ahy ireo zanaka lahimatoanareo"

aoka hanao izany ihany koa

"atolory Ahy ny voalohan-teraky ny"

Mandritra ny fito andro

Io dia afaka soratana atao isa. DH: "Mandritra ny fito andro aorian'ny nahaterahan'izy ireo"

andro fahavalo

Io dia afaka soratana atao isa. DH: "andro laharana faha-8''

homenareo ahy izy ireo

"atolory ho Ahy izy ireo''